Home Il y a plus de prévenus que de condamnés dans les prisons malgaches 75 % de prévenus et 25 % de condamnés dans la maison...

75 % de prévenus et 25 % de condamnés dans la maison d’arrêt de Fianarantsoa – Viva Madagascar du 9 avril 2019

Nidina mafy ihany koa ny fahafenon’ny fonja amin’ny alalan’ny famponjana vonjy maika.

Dia tokony mijery vesatra ianao izay vao mampiditra olona ary fa tsy hoe ataonao systématique ilay izy, dia tsy ho tratra mihitsy ilay tanjona ilay ratio condamné prévenu satria raha ny tokony ho izy tokony ho-condamné no be dia be noho ny prévenu. Zavatra misy anefa izao à partir-ny nanaovandry zareo an’izany systématique izany, feno ny fonja. Ary efa sur-peuplé ny fonja dia ezahana mihitsy aza ahena ary izay no mbola noteneninay teo koa hoe ilay liberation conditionnel koa tokony arahan’ireo fidirany any amin’ny fonja any ny fandefasany azy satria misy lalaovin’ireo CE ilay dossier-ny olona dia tsy maninona fa io koa système anakiray hahenana ny olona mipetraka any amin’ny fonja rehefa mahafeno condition izy.

LEAVE A REPLY

Please enter your comment!
Please enter your name here

Most Popular

Seulement 3 ans d’emprisonnement ferme pour Ralala un des cerveaux des kidnappings à Madagascar – D’autres procès pour ce jour – Les Nouvelles du...

La décision de justice concernant des individus impliqués dans des affaires de kidnapping, a provoqué des remous en fin de semaine dernière. Les réactions sont...

Un ancien chef de service administratif et financier avec un régisseur au ministère des Mines ont été condamnés respectivement à dix ans et huit...

Au terme d’un procès houleux qui s’est déroulé à la Cour criminelle du Pôle anti-corruption, avant-hier, un ancien chef de service administratif et financier...

Recent Comments