Home Des magistrats n'ont aucun scrupule à rendre des décisions judiciaires iniques Famotsorana mpaka an-keriny tao Toamasina - Milaza handray fepetra ny minisiteran'ny fitsarana...

Famotsorana mpaka an-keriny tao Toamasina – Milaza handray fepetra ny minisiteran’ny fitsarana – Ao raha 28 mars 2019

Araka ny loharanom-baovao iray dia tsy mitazam-potsiny ny raharaha fakàna ankeriny tany Toamasina, izay nahavoarohiroa lehilahy iray ka nahazoan’ity farany fahafahana vonjimaika tamin’ity fiandohan’ity herinandro ity ny eo anivon’ny ministeran’ny fitsarana.

Niteraka resabe ny fanomezana fahafahana vonjimaika lehilahy iray voalaza fa atidohan’ny fakàna an-keriny Karàna iray tany Toamasina, tra-tehaka tamin’ny volana desambra 2018. Na ireo mpitandro filaminana nisambotra ireo andian-jiolahy mahery vaika izay nahatratrana basy sy bala ireo na ny mpitsara izay nandray andraikitra nikely fofotra tamin’ny fikarohana ireo jiolahy dia samy tankina avokoa rehefa naheno ny fahafan’ilay voalaza fa atidohan’ny mpaka ankeriny

 

LEAVE A REPLY

Please enter your comment!
Please enter your name here

Most Popular

Seulement 3 ans d’emprisonnement ferme pour Ralala un des cerveaux des kidnappings à Madagascar – D’autres procès pour ce jour – Les Nouvelles du...

La décision de justice concernant des individus impliqués dans des affaires de kidnapping, a provoqué des remous en fin de semaine dernière. Les réactions sont...

Un ancien chef de service administratif et financier avec un régisseur au ministère des Mines ont été condamnés respectivement à dix ans et huit...

Au terme d’un procès houleux qui s’est déroulé à la Cour criminelle du Pôle anti-corruption, avant-hier, un ancien chef de service administratif et financier...

Recent Comments