Hoy ny lehiben’ny fitsarana ambaratonga voalohany Miarinarivo :
« … Ny fitsarana rehefa mamoaka didy na amin’ny teny frantsay aza dia miezaka manazava ny ambangovanginy amin’ireo mpiady.
Fa ny olana dia rehefa maheno isika fa resy dia tampina ny sofina, …, ny tamberina andraikitry ny fitsarana dia manazava ny olona hoe izao ny ventin’ity didy ity, izao ny antony … »