Home Des magistrats n'ont aucun scrupule à rendre des décisions judiciaires iniques Fanadiovana ny asam-pitsarana - Manameloka ny fisian'ny mizana tsindrin'ila i RANDRIANASOLO Jacques...

Fanadiovana ny asam-pitsarana – Manameloka ny fisian’ny mizana tsindrin’ila i RANDRIANASOLO Jacques Minisitry ny Fitsarana – Ao Raha du 16 avril 2019

Fitsarana tsy mitongilana. Io no tanjona noantitranterin’ ny minisitry ny Fitsarana, Randrianasolo Jacques, nandritra ny fitokanana an’ireo efitrano vaovaon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany, tao Toamasina, omaly.

Toromarika hentitra no nomeny an’ireo mpitsara tao Toamasina taorian’io fitokanana io. Nambarany nandritra ny lahateny fohy nataony fa:

« heloka ny fitanilana amin’ny famoahana didim-pitsarana ». « Rehefa fotsy dia fotsy ary rehefa mainty dia mainty», hoy izy.

Isan’ny antony nananganana an’ity fotodrafitrasa vaovao ity ny tsy fahampian’ ny efitrano fitsarana ao Toamasina. Miteraka fahatarana eo amin’ny fotoam-pitsarana izany, araka ny fanazavana noentin’ireo mpitsara any an-toerana

LEAVE A REPLY

Please enter your comment!
Please enter your name here

Most Popular

Seulement 3 ans d’emprisonnement ferme pour Ralala un des cerveaux des kidnappings à Madagascar – D’autres procès pour ce jour – Les Nouvelles du...

La décision de justice concernant des individus impliqués dans des affaires de kidnapping, a provoqué des remous en fin de semaine dernière. Les réactions sont...

Un ancien chef de service administratif et financier avec un régisseur au ministère des Mines ont été condamnés respectivement à dix ans et huit...

Au terme d’un procès houleux qui s’est déroulé à la Cour criminelle du Pôle anti-corruption, avant-hier, un ancien chef de service administratif et financier...

Recent Comments